1 Tantara 16:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia lazao hoe: ‘Vonjeo izahay, ry Andriamanitra mpamonjy anay ô!+Angony izahay ka vonjeo avy any amin’ireo firenena,Mba ho afaka hisaotra ny anaranao masina,+Sy ho faly hidera anao.+
35 Dia lazao hoe: ‘Vonjeo izahay, ry Andriamanitra mpamonjy anay ô!+Angony izahay ka vonjeo avy any amin’ireo firenena,Mba ho afaka hisaotra ny anaranao masina,+Sy ho faly hidera anao.+