8 Izy no manangana ny olona ambany hiala amin’ny vovoka,
Ary ampiakariny avy eo amin’ny lavenona misavovona ny mahantra,+
Mba hametrahany azy miaraka amin’ny andriana,
Sy hanomezany azy toeram-boninahitra.
An’i Jehovah ny andry manohana ny tany,+
Ary apetrany eo ambonin’izy ireny ny tany lonaka.