Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao;Ataonao avo noho ny lanitra* ny voninahitrao!+ Salamo 57:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!Enga anie ny voninahitrao hanerana ny tany manontolo!+ Salamo 57:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!Enga anie ny voninahitrao hanerana ny tany manontolo!+
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao;Ataonao avo noho ny lanitra* ny voninahitrao!+
5 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!Enga anie ny voninahitrao hanerana ny tany manontolo!+
11 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!Enga anie ny voninahitrao hanerana ny tany manontolo!+