Salamo 40:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra ny olona matoky an’i Jehovah,Sy tsy miantehitra amin’ny mpikomy na amin’ny mpamitaka.* Salamo 146:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza matoky ny olona ambony*Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+ 4 Miala ny fofonainy, ary miverina amin’ny tany+ izy;Amin’iny andro iny ihany, dia foana ny eritreriny.+ Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no lazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona* matoky olona+Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+Ka miala amin’i Jehovah ny fony.
3 Aza matoky ny olona ambony*Na ny zanak’olombelona izay tsy mahavonjy.+ 4 Miala ny fofonainy, ary miverina amin’ny tany+ izy;Amin’iny andro iny ihany, dia foana ny eritreriny.+
5 Izao no lazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona* matoky olona+Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+Ka miala amin’i Jehovah ny fony.