Salamo 86:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Arovy ny aiko satria tsy mivadika aminao aho.+ Mba vonjeo ity mpanomponao izay matoky anao,Fa Andriamanitro ianao.+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’
2 Arovy ny aiko satria tsy mivadika aminao aho.+ Mba vonjeo ity mpanomponao izay matoky anao,Fa Andriamanitro ianao.+
10 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Aza manahy fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho ka hanampy anao.+Hitazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana aho, dia ny tanako manao ny rariny.’