-
2 Mpanjaka 22:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 ‘Mora nandray anatra* ny fonao ka nanetry tena+ teo anatrehan’i Jehovah ianao, rehefa nandre ny nanamelohako an’ity toerana ity sy ny mponina ao aminy.—Nilaza mantsy aho hoe hihorohoro ny olona hahita an’izay hanjo azy ireo ary ho voaozona izy ireo.—Ary nandrovitra ny akanjonao+ ianao ka nitomany teo anatrehako. Noho izany, dia nihaino anao koa aho, hoy i Jehovah.
-