Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Ary ny lalàny no vakiny sy saintsaininy* andro aman’alina.+ Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy,* Andriamanitra ô,+Ary ao anatiko lalina ao ny lalànao.+ Romanina 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ny tsapako ato am-poko ato, dia tena mahafinaritra ahy ny lalàn’Andriamanitra.+
2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Ary ny lalàny no vakiny sy saintsaininy* andro aman’alina.+
8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy,* Andriamanitra ô,+Ary ao anatiko lalina ao ny lalànao.+