Salamo 63:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Afa-po aho amin’ny anjara tsara indrindra sy faran’izay tsara omenao,*Ka hidera anao ny vavako ary ho faly hihira ho anao ny molotro.+ Salamo 71:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nampianatra ahy hatramin’izaho mbola tanora+ ianao, Andriamanitra ô,Ary hatramin’izao aho dia mbola manambara ny zavatra mahatalanjona ataonao.+ Salamo 145:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hiboiboika teny fiderana ny vavan’izy ireo rehefa mahatsiaro hoe lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+Ary hihoby izy ireo noho ianao manao ny rariny.+
5 Afa-po aho amin’ny anjara tsara indrindra sy faran’izay tsara omenao,*Ka hidera anao ny vavako ary ho faly hihira ho anao ny molotro.+
17 Nampianatra ahy hatramin’izaho mbola tanora+ ianao, Andriamanitra ô,Ary hatramin’izao aho dia mbola manambara ny zavatra mahatalanjona ataonao.+
7 Hiboiboika teny fiderana ny vavan’izy ireo rehefa mahatsiaro hoe lehibe tokoa ny hatsaran-toetranao,+Ary hihoby izy ireo noho ianao manao ny rariny.+