Ohabolana 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Eritrereto izy amin’izay rehetra ataonao,+Dia hataony mandeha tsara ny fiainanao.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena,+Ary tsy ampiany fijaliana* izany. Ohabolana 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ankino amin’i Jehovah daholo izay ataonao,+Dia hahomby izay kasainao hatao.