Salamo 118:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nisy nanosika* mafy aho mba hianjera,Nefa nanampy ahy i Jehovah. Salamo 125:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy hijanona eo amin’ny anjara tanin’ny olo-marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy,+Mba tsy ho lasa* hanao ratsy ny olo-marina.+
3 Tsy hijanona eo amin’ny anjara tanin’ny olo-marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy,+Mba tsy ho lasa* hanao ratsy ny olo-marina.+