Genesisy 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Abrama tamin’i Lota:+ “Azafady re e! Tsy tokony hifamaly izaho sy ianao, na ny mpiandry ny biby fiompiko sy ny anao, fa mpirahalahy isika. Jaona 13:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Raha mifankatia ianareo, dia izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo.”+ Kolosianina 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ambonin’izany rehetra izany, dia mitafia fitiavana,+ fa toy ny tady tonga lafatra mampifamatotra+ antsika izy io. Hebreo 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mifankatiava foana hoatran’ny mpirahalahy.+
8 Dia hoy i Abrama tamin’i Lota:+ “Azafady re e! Tsy tokony hifamaly izaho sy ianao, na ny mpiandry ny biby fiompiko sy ny anao, fa mpirahalahy isika.
14 Ambonin’izany rehetra izany, dia mitafia fitiavana,+ fa toy ny tady tonga lafatra mampifamatotra+ antsika izy io.