Jeremia 51:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Ry vehivavy mipetraka eo ambonin’ny rano be+Sady manankarem-be,+Hifarana hatreo ny aminao, ary ho tapitra hatreo* ny fitadiavanao tombony.+ Ezekiela 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nankany Tela-abiba àry aho, tany amin’ireo olona natao sesitany nipetraka teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Dia nijanona tany amin’izay nipetrahan’izy ireo aho. Niaraka tamin’izy ireo tany fito andro aho, ary mbola tsy tonga saina tsara.+ Daniela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tamin’ny andro faha-24 amin’ny volana voalohany, dia mbola teo amoron’ilay renirano lehibe atao hoe Tigra*+ aho.
13 “Ry vehivavy mipetraka eo ambonin’ny rano be+Sady manankarem-be,+Hifarana hatreo ny aminao, ary ho tapitra hatreo* ny fitadiavanao tombony.+
15 Nankany Tela-abiba àry aho, tany amin’ireo olona natao sesitany nipetraka teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Dia nijanona tany amin’izay nipetrahan’izy ireo aho. Niaraka tamin’izy ireo tany fito andro aho, ary mbola tsy tonga saina tsara.+
4 Tamin’ny andro faha-24 amin’ny volana voalohany, dia mbola teo amoron’ilay renirano lehibe atao hoe Tigra*+ aho.