Salamo 8:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsantananao,Sy ny volana ary ny kintana noforoninao,+ 4 Dia inona moa izay olombelona mety maty no tsaroanao?Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+ Isaia 40:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izy Ilay mipetraka any amin’ny avo, any ambonin’ity tany boribory* ity,+Ary hoatran’ny valala ny mponina eo aminy. Izy no mamelatra ny lanitra toy ny lamba manify,Sy mamelatra azy toy ny tranolay ipetrahana.+ Romanina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny toetrany tsy hita maso, izany hoe ny heriny mandrakizay+ sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava tsara hatramin’ny namoronana an’izao tontolo izao. Hita amin’ny zavatra nataony+ mantsy izany toetrany izany, ka tsy manana fialan-tsiny izy ireny.
3 Rehefa jereko ny lanitrao, izay asan’ny rantsantananao,Sy ny volana ary ny kintana noforoninao,+ 4 Dia inona moa izay olombelona mety maty no tsaroanao?Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
22 Izy Ilay mipetraka any amin’ny avo, any ambonin’ity tany boribory* ity,+Ary hoatran’ny valala ny mponina eo aminy. Izy no mamelatra ny lanitra toy ny lamba manify,Sy mamelatra azy toy ny tranolay ipetrahana.+
20 Ny toetrany tsy hita maso, izany hoe ny heriny mandrakizay+ sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava tsara hatramin’ny namoronana an’izao tontolo izao. Hita amin’ny zavatra nataony+ mantsy izany toetrany izany, ka tsy manana fialan-tsiny izy ireny.