Salamo 132:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hotafiko famonjena+ ny mpisorona ao,Ary hihoby+ ny olona tsy mivadika izay mipetraka ao. Isaia 61:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho faly be aho noho ny amin’i Jehovah, Ary hiravoravo aho noho ny amin’ilay Andriamanitro.+ Efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo mantsy ny famonjena,+Ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo lava* ny fahamarinana,Ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha mitovy amin’ny an’ny mpisorona+ aho,Ary hoatran’ny ampakarina manao firavaka.
10 Ho faly be aho noho ny amin’i Jehovah, Ary hiravoravo aho noho ny amin’ilay Andriamanitro.+ Efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo mantsy ny famonjena,+Ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo lava* ny fahamarinana,Ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha mitovy amin’ny an’ny mpisorona+ aho,Ary hoatran’ny ampakarina manao firavaka.