Nomery 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ho tsara fanahy* aminao anie i Jehovah ka hanome fiadanana anao!”’+ Salamo 80:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay, ry Andriamanitry ny tafika ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+ Ohabolana 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho sambatra izay ankasitrahan’ny mpanjaka,Satria hoatran’ny rahona mitondra orana amin’ny lohataona ny fankasitrahany.+ 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny mason’i Jehovah* mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany.+ Manohitra an’izay manao ratsy kosa i Jehovah.”*+
7 Ataovy lasa hoatran’ny taloha indray izahay, ry Andriamanitry ny tafika ô!Aoka ianao ho miramirana* aminay, mba ho voavonjy izahay.+
15 Ho sambatra izay ankasitrahan’ny mpanjaka,Satria hoatran’ny rahona mitondra orana amin’ny lohataona ny fankasitrahany.+
12 Fa ny mason’i Jehovah* mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany.+ Manohitra an’izay manao ratsy kosa i Jehovah.”*+