Matio 26:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ka niteny tamin’ireo hoe: “Tena malahelo be aho izany, hoatran’ny efa ho faty. Mijanòna eto dia miaraha miari-tory amiko.”+ Marka 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nentiny niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona.+ Dia nanomboka nalahelo be sy nitebiteby be izy.
38 ka niteny tamin’ireo hoe: “Tena malahelo be aho izany, hoatran’ny efa ho faty. Mijanòna eto dia miaraha miari-tory amiko.”+
33 Nentiny niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona.+ Dia nanomboka nalahelo be sy nitebiteby be izy.