Salamo 80:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+ Mamirapirata,*Ry ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima+ ô! Jeremia 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+ Ezekiela 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hokarakaraiko ny ondriko, toy ny ataon’ny mpiandry ondry manome sakafo ny ondriny izay efa niparitaka nefa hitany indray.+ Ary hovonjeko izy ireo, hovonjeko avy any amin’ny toerana rehetra niparitahany tamin’ny andro nandrahona sy maizim-pito.+ 1 Petera 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoatran’ny ondry nania mantsy ianareo,+ saingy efa niverina tamin’ilay mpiandry+ sy mpiandraikitra anareo* ianareo izao.
80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+ Mamirapirata,*Ry ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima+ ô!
3 “Dia hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko ao amin’ny kijanany.+ Ho maro anaka sy hihabetsaka izy ireo.+
12 Hokarakaraiko ny ondriko, toy ny ataon’ny mpiandry ondry manome sakafo ny ondriny izay efa niparitaka nefa hitany indray.+ Ary hovonjeko izy ireo, hovonjeko avy any amin’ny toerana rehetra niparitahany tamin’ny andro nandrahona sy maizim-pito.+
25 Hoatran’ny ondry nania mantsy ianareo,+ saingy efa niverina tamin’ilay mpiandry+ sy mpiandraikitra anareo* ianareo izao.