3 Mbola tsy novonoina ny jiron’Andriamanitra+ tamin’izay, ary i Samoela natory tao amin’ny tempolin’i*+ Jehovah, izay nisy ny Vata masin’Andriamanitra.
16Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+