Salamo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izaho kosa hiditra ao an-tranonao+ satria tena be fitiavana sy tsy mivadika ianao;+Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina* aho, noho ny fahatahorako anao.+
7 Izaho kosa hiditra ao an-tranonao+ satria tena be fitiavana sy tsy mivadika ianao;+Hiankohoka manandrify ny tempolinao masina* aho, noho ny fahatahorako anao.+