Isaia 54:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tezitra be taminao aho, ka nafeniko vetivety ny tarehiko mba tsy ho hitanao.+Tia anao sy tsy mivadika aminao mandrakizay anefa aho ka hamindra fo aminao”,+ hoy i Jehovah, ilay Mpanavotra anao.+
8 Tezitra be taminao aho, ka nafeniko vetivety ny tarehiko mba tsy ho hitanao.+Tia anao sy tsy mivadika aminao mandrakizay anefa aho ka hamindra fo aminao”,+ hoy i Jehovah, ilay Mpanavotra anao.+