1 Samoela 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy nilaza tamin’i Saoly hoe: “Tonga ao Keila i Davida.” Dia hoy i Saoly: “Efa natolotr’Andriamanitra* eo an-tanako izy,+ satria niditra ao amin’ny tanàna misy vavahady sy bara hidiny ka namandrika ny tenany.”
7 Ary nisy nilaza tamin’i Saoly hoe: “Tonga ao Keila i Davida.” Dia hoy i Saoly: “Efa natolotr’Andriamanitra* eo an-tanako izy,+ satria niditra ao amin’ny tanàna misy vavahady sy bara hidiny ka namandrika ny tenany.”