2 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanao an’izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy tamin’ny fahavalony+ rehetra sy tamin’i Saoly.+
22 Nanao an’izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy tamin’ny fahavalony+ rehetra sy tamin’i Saoly.+