Jeremia 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!Mba tsarovy aho, ka tsinjovy. Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+ Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra. Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+ 2 Korintianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Enjehina izahay, nefa tsy afoy.+ Azera izahay, nefa tsy maty.+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Araka izany àry, dia hain’i Jehovah* ny manafaka ny olona mahafoy tena ho Azy mba ho tafavoaka amin’ny fitsapana* mahazo azy.+ Hainy koa anefa ny manokana ny olona tsy marina mba horinganina amin’ny andro fitsarana,+
15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!Mba tsarovy aho, ka tsinjovy. Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+ Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra. Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+
9 Araka izany àry, dia hain’i Jehovah* ny manafaka ny olona mahafoy tena ho Azy mba ho tafavoaka amin’ny fitsapana* mahazo azy.+ Hainy koa anefa ny manokana ny olona tsy marina mba horinganina amin’ny andro fitsarana,+