-
Apokalypsy 21:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Tamin’izay dia naheno feo mafy avy teo amin’ny seza fiandrianana aho, nanao hoe: “Eo amin’ny olombelona ny tranolain’Andriamanitra, ka ho eo amin’izy ireo izy, dia ho vahoakany ireo. Ary Andriamanitra mihitsy no hiaraka aminy.+ 4 Dia hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo,+ ary tsy hisy intsony ny fahafatesana,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”
-