2 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Angamba i Jehovah hahita ny fahoriako.+ Dia hanao soa amiko indray i Jehovah, fa tsy havelany hanan-kery ny ozona natao tamiko androany.”+ Salamo 123:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+Mandra-piantrany anay.+
12 Angamba i Jehovah hahita ny fahoriako.+ Dia hanao soa amiko indray i Jehovah, fa tsy havelany hanan-kery ny ozona natao tamiko androany.”+
2 Toy ny ijeren’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,Sy toy ny ijeren’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,No ijerenay an’i Jehovah Andriamanitray+Mandra-piantrany anay.+