Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+ Mangetaheta mafy anao aho.+ Tsy misy hery intsony aho* satria maniry mafy anaoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+ Mangetaheta mafy anao aho.+ Tsy misy hery intsony aho* satria maniry mafy anaoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+