Deoteronomia 4:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Noroahiny niala teo anatrehanao izay firenena lehibe sy matanjaka noho ianao. Amin’izay ianao no hampidirina ao amin’ny tanin’izy ireo, ka homeny anao ilay izy mba ho lovanao, hoatr’izao androany izao.+ Josoa 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa mbola tsy tonga tany akory ianareo dia efa nataoko izay hahakivy* azy ireny, ka nandositra tsy ho eo anatrehanareo izy ireny,+ hoatran’ireo mpanjaka amorita roa. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo no nahavita an’izany.+
38 Noroahiny niala teo anatrehanao izay firenena lehibe sy matanjaka noho ianao. Amin’izay ianao no hampidirina ao amin’ny tanin’izy ireo, ka homeny anao ilay izy mba ho lovanao, hoatr’izao androany izao.+
12 Koa mbola tsy tonga tany akory ianareo dia efa nataoko izay hahakivy* azy ireny, ka nandositra tsy ho eo anatrehanareo izy ireny,+ hoatran’ireo mpanjaka amorita roa. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo no nahavita an’izany.+