17 Izany no didy nolazain’ny mpiambina,+ sy didim-pitsarana nolazain’ireo masina, mba ho fantatry ny velona fa ilay Avo Indrindra no Mpitondra eo amin’ny fanjakan’ny olombelona,+ ka izay tiany homena fitondrana no omeny an’izany, na dia ny ambany indrindra amin’ny olombelona aza.”