-
Mika 6:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Inona no hoentiko rehefa manatona an’i Jehovah aho,
Ary inona no hoentiko rehefa miankohoka eo anatrehan’ilay Andriamanitra any ambony?
Fanatitra dorana manontolo ve no hoentiko rehefa manatona azy aho,
Sa zanak’omby vao herintaona?+
Ny zanako lahimatoa ve no homeko noho izaho nikomy,
Sa izay naterako no homeko noho izaho nanota?+
8 Ry zanak’olombelona, efa nolazainy taminao izay tsara.
Ary inona moa no takin’i* Jehovah aminao,
-