21 Vonjeo aho mba tsy ho lanin’ny liona+ sy tsy ho voatrobaky ny tandroky ny ombidia;
Valio aho ka vonjeo.
22 Hanambara ny anaranao amin’ny rahalahiko aho;+
Eo anivon’ny fiangonana no hiderako anao.+
23 Ianareo izay matahotra an’i Jehovah, miderà Azy!
Ianareo rehetra taranak’i Jakoba, omeo voninahitra Izy!+
Ianareo rehetra taranak’i Israely, atahory sy hajao Izy.