Salamo 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miantso ny lanitra sy ny tany izy,+Mba hitsara ny vahoakany.+ Hoy izy: Mpitoriteny 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ilay tena Andriamanitra no hitsara hoe tsara sa ratsy ny zavatra atao rehetra, anisan’izany ny zava-miafina rehetra.+
14 Fa ilay tena Andriamanitra no hitsara hoe tsara sa ratsy ny zavatra atao rehetra, anisan’izany ny zava-miafina rehetra.+