7 Hoy anefa i Jehovah tamin’i Samoela: “Aza mifantoka amin’ny bika aman’endriny sy ny halavany,+ fa tsy izy ilay nofidiko. Fa tsy toy ny fijerin’ny olona ny fijerin’Andriamanitra, satria ny olona mijery izay hitan’ny maso, fa i Jehovah kosa mijery ny fo.”+