Ohabolana 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mitady fahalalana ny fon’ny mahira-tsaina,+Fa hadalana kosa no ankafizin’ny* vavan’ny tsisy saina.+ Matio 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary ilay nafafy teny amin’ny tany tsara, dia izay mandre ny teny ka mahazo ny dikan’ilay izy, ary tena mamoa sy mamokatra, ka misy mamoa avo 100 heny, misy 60 heny, ary misy 30 heny.”+ Hebreo 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny ventin-kanina kosa dia ho an’ny olona matotra, izany hoe ho an’ny olona mampiasa tsara ny sainy* ka manazatra azy io mba hahay hanavaka ny tsara sy ny ratsy.
14 Mitady fahalalana ny fon’ny mahira-tsaina,+Fa hadalana kosa no ankafizin’ny* vavan’ny tsisy saina.+
23 Ary ilay nafafy teny amin’ny tany tsara, dia izay mandre ny teny ka mahazo ny dikan’ilay izy, ary tena mamoa sy mamokatra, ka misy mamoa avo 100 heny, misy 60 heny, ary misy 30 heny.”+
14 Fa ny ventin-kanina kosa dia ho an’ny olona matotra, izany hoe ho an’ny olona mampiasa tsara ny sainy* ka manazatra azy io mba hahay hanavaka ny tsara sy ny ratsy.