Levitikosy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah. Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Isaia 55:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+ Jaona 12:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary fantatro fa ny didiny no hahazoana fiainana mandrakizay.+ Izay lazaiko àry, dia lazaiko araka izay nolazain’ny Ray tamiko.”+
5 Ankatoavy ny fitsipiko sy ny didim-pitsarako. Izay olona mankatò an’ireny no ho velona amin’ny alalan’ireny.+ Izaho no Jehovah.
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+
50 Ary fantatro fa ny didiny no hahazoana fiainana mandrakizay.+ Izay lazaiko àry, dia lazaiko araka izay nolazain’ny Ray tamiko.”+