Genesisy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy nisy endriny ny tany tamin’izany sady tsy nisy na inona na inona, ary maizina be teny ambonin’ny rano lalina.*+ Ary nivezivezy teny ambonin’ny rano+ ny hery ampiasain’Andriamanitra.*+
2 Tsy nisy endriny ny tany tamin’izany sady tsy nisy na inona na inona, ary maizina be teny ambonin’ny rano lalina.*+ Ary nivezivezy teny ambonin’ny rano+ ny hery ampiasain’Andriamanitra.*+