17 Tatỳ aoriana, dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Io i Meraba+ zanako vavimatoa, homeko ho vadinao.+ Mbola tokony hahery fo foana anefa ianao rehefa manompo ahy ka hiady ny adin’i Jehovah.”+ Hoy mantsy i Saoly tany an-tsainy tany: “Aleo tsy ny tanako no hamely azy, fa ny tanan’ny Filistinina.”+