6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ 7 Ho an’izay te hahazo voninahitra sy haja ary vatana tsy mety lo,+ ka manao ny tsara foana, dia fiainana mandrakizay. 8 Ho an’ireo tia ady sy tsy manaraka ny fahamarinana fa manao ny tsy marina foana kosa, dia sazy sy fahatezerana.+