Genesisy 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo. Amin’izao taranaka misy anao izao mantsy, dia ianao no hitako hoe olo-marina.+
7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo. Amin’izao taranaka misy anao izao mantsy, dia ianao no hitako hoe olo-marina.+