Hosea 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho ringana* ny vahoakako satria tsy mahalala ahy. Tsy mety mianatra momba ahy ianao,+Ka tsy hekeko ho mpisorona intsony.Manadino ny lalàn’ilay Andriamanitrao* ianao,+Dia hohadinoiko koa ny zanakao.
6 Ho ringana* ny vahoakako satria tsy mahalala ahy. Tsy mety mianatra momba ahy ianao,+Ka tsy hekeko ho mpisorona intsony.Manadino ny lalàn’ilay Andriamanitrao* ianao,+Dia hohadinoiko koa ny zanakao.