Salamo 141:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho fanehoana fitiavana sy tsy fivadihana izany;+Raha mananatra ahy izy, dia ho toy ny menaka ahosotra amin’ny lohako izany+Ka tsy holavin’ny lohako mihitsy.+ Mbola hivavaka ho azy foana aho na dia misy loza manjo azy aza. Ohabolana 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manaiky ny anatry ny rainy ny zanaka hendry,+Fa tsy mety mihaino kosa ny mpanesoeso na dia tenenina mafy* aza.+ Hebreo 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Marina fa hoatran’ny hoe tsy mahafaly eo no ho eo ny famaizana, fa mampahory.* Avy eo anefa dia misy vokany tsara izany famaizana izany, dia fiadanana sy fahamarinana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.
5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho fanehoana fitiavana sy tsy fivadihana izany;+Raha mananatra ahy izy, dia ho toy ny menaka ahosotra amin’ny lohako izany+Ka tsy holavin’ny lohako mihitsy.+ Mbola hivavaka ho azy foana aho na dia misy loza manjo azy aza.
13 Manaiky ny anatry ny rainy ny zanaka hendry,+Fa tsy mety mihaino kosa ny mpanesoeso na dia tenenina mafy* aza.+
11 Marina fa hoatran’ny hoe tsy mahafaly eo no ho eo ny famaizana, fa mampahory.* Avy eo anefa dia misy vokany tsara izany famaizana izany, dia fiadanana sy fahamarinana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.