-
Asan’ny Apostoly 16:23-25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia nogadrainy izy roa lahy rehefa avy nokapohiny imbetsaka. Ary nomeny baiko ny mpiambina mba hiambina tsara azy ireo.+ 24 Koa satria nahazo an’izany baiko izany ilay mpiambina, dia nataony tany amin’ny fonja anatiny izy roa lahy, ary nogejainy tamin’ny gadra hazo* ny tongotr’izy ireo.
25 Nivavaka sy nihira fiderana ho an’Andriamanitra+ anefa i Paoly sy Silasy tamin’ny misasakalina tany ho any, ary nihaino azy ireo ny voafonja hafa.
-