Salamo 41:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tohananao aho satria tsy mivadika aminao;+Hataonao eo anatrehanao mandrakizay aho.+ Ohabolana 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hovonjena izay mandeha tsy misy tsiny,+Fa ho lavo tampoka kosa izay fetsifetsy.+