Salamo 34:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+ פ [Pe] 16 Manohitra an’izay manao ratsy kosa i Jehovah,*Mba ho voafafa tsy hisy eto an-tany ny fahatsiarovana azy rehetra.+ Salamo 138:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na avo aza i Jehovah, dia mijery an’izay manetry tena,+Fa izay manambony tena kosa halaviriny.*+ Salamo 145:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manome fahafaham-po ny fanirian’izay matahotra azy izy;+Henoiny izy ireo rehefa miantso vonjy, ka vonjeny.+ Jaona 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+
15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+ פ [Pe] 16 Manohitra an’izay manao ratsy kosa i Jehovah,*Mba ho voafafa tsy hisy eto an-tany ny fahatsiarovana azy rehetra.+
19 Manome fahafaham-po ny fanirian’izay matahotra azy izy;+Henoiny izy ireo rehefa miantso vonjy, ka vonjeny.+
31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+