Mpitoriteny 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fiarovana hoatran’ny vola+ ihany mantsy ny fahendrena.+ Izao anefa ny tombony azo amin’ny fahalalana: Rehefa ampiarahina amin’ny fahendrena izy io, dia miaro ny ain’izay manana azy.+
12 Fiarovana hoatran’ny vola+ ihany mantsy ny fahendrena.+ Izao anefa ny tombony azo amin’ny fahalalana: Rehefa ampiarahina amin’ny fahendrena izy io, dia miaro ny ain’izay manana azy.+