12 Fa ny olo-marina kosa hiroborobo toy ny hazo palmie,
Sady ho lasa ngezabe toy ny hazo sedera any Libàna.+
13 Ambolena ao an-tranon’i Jehovah izy ireo;
Mandrobona eo an-tokotanin’ny tranon’Andriamanitsika+ izy ireo.
14 Mbola hiroborobo foana izy ireo na dia efa antitra aza;+
Mbola hatanjaka sy havitribitrika+ izy ireo,