Ohabolana 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny olona tsy mora tezitra dia mahay mandinika tsara,+Fa ny olona tsy manam-paharetana kosa mampiseho ny hadalany.+ Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+
29 Ny olona tsy mora tezitra dia mahay mandinika tsara,+Fa ny olona tsy manam-paharetana kosa mampiseho ny hadalany.+
19 Fantaro izao, ry rahalahy malala: Aoka ny olona rehetra ho vonona hihaino, sady tsy ho maimaika hiteny,+ ary tsy ho mora tezitra,+