Ohabolana 15:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo tsy dia manana firy nefa matahotra an’i Jehovah,+Toy izay manankarem-be nefa mitebiteby* lava.+ 17 Aleo mihinana anana* ao anatin’ny fifankatiavana,+Toy izay mihinana hena matavy* ao anatin’ny fifankahalana.+ Ohabolana 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aleo mipetraka eny an-joron’ny tafontrano,Toy izay miray trano amin’ny vehivavy tia ady.*+ Ohabolana 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aleo mipetraka any an-tany efitra,Toy izay miray trano amin’ny vehivavy tia ady* sady kizitina.+
16 Aleo tsy dia manana firy nefa matahotra an’i Jehovah,+Toy izay manankarem-be nefa mitebiteby* lava.+ 17 Aleo mihinana anana* ao anatin’ny fifankatiavana,+Toy izay mihinana hena matavy* ao anatin’ny fifankahalana.+