Deoteronomia 19:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hanadihady tsara ireo mpitsara ireo,+ ka raha vavolombelona mandainga ilay miampanga, sady nanendrikendrika an’ilay rahalahiny, 19 dia tokony hataonao aminy izay noeritreretiny hatao amin’ilay rahalahiny.+ Esory eo aminao ny ratsy.+ Ohabolana 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy maintsy ho voasazy ny vavolombelona mandainga,+Ary tsy ho afa-maina ny olona efa tranon-dainga.+
18 Dia hanadihady tsara ireo mpitsara ireo,+ ka raha vavolombelona mandainga ilay miampanga, sady nanendrikendrika an’ilay rahalahiny, 19 dia tokony hataonao aminy izay noeritreretiny hatao amin’ilay rahalahiny.+ Esory eo aminao ny ratsy.+
5 Tsy maintsy ho voasazy ny vavolombelona mandainga,+Ary tsy ho afa-maina ny olona efa tranon-dainga.+