-
Galatianina 6:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Andriamanitra tsy azo vazivazina,* fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+ 8 Izay mamafy ho an’ny nofony mantsy dia hijinja fahasimbana avy amin’ny fanirian-dratsin’ny nofony. Fa izay mamafy ho an’ny fanahy kosa dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny fanahy.+
-