-
Ohabolana 6:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Raha nanaiky hiantoka olona nindram-bola ianao,+ anaka,
Ary raha efa nifanaiky sy nifandray tanana* tamin’olon-kafa,+
2 Raha voafandrik’izay efa nampanantenainao ianao,
Ka voafatotry ny teninao ihany,+
3 Dia efa eo am-pelatanan’ilay olona ianao, anaka,
Ka izao atao raha te ho afaka ianao:
Mandehana manetry tena eo anatrehany, dia iangavio mafy izy.+
-